Teny iditra sady mifofotra no mively vy
Singan-teny sady ... no ; mifofotra ; mively ; vy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manao ny asa rehetra tsy misy mpanampy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Non seulement il soufflera, mais il battra le fer
Figuré: laborieux [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sady mifofotra no mively vy
Ny lasa : sady nifofotra no nively vy
Ny hoavy : sady hifofotra no hively vy

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20