Teny iditra sady ... no (sady, no)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ary koa: Sady tsara no mafy ity hazo ity [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy and also, besides;
sàdy tsàra no hèndry: both good and wise;
mpiàsa tsàra sàdy mahatòky: a worker (who is) both able and dependable [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay aussi ... que, en même temps que.
Ity trano ity dia sady tsara no mafy: cette maison est aussi belle que solide.
Sady mihomehy izy no mitomany: il rit en même temps qu'il pleure. [Rajemisa: Grammaire]
 et, et aussi, d'ailleurs;
sàdy tsàra no hèndry: bon et sage
mpiàsa tsàra sàdy mahatòky: employé bon et fidèle [Hallanger 1974]
Ohatra 
1koa ny vorondreo no hafaro,
fa sady mitoreo no milaza.
[Fox: Hainteny, laharana 271]
2Sady nihinana no velon-kira nony nozaraina ny mofo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 54]
3-- Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 153]

2013/06/10