Teny iditra safary
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny misafelipelika handroboana ny sasany; olakola-teny mba hanalavana taria: Aza be safary eo ianao fa izay hevitrao ambara [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra saroro
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra safary
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] volana fahaefatra amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra safary
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava] (au sens général : qui fait des contours ; allusion au port tortueux et rampant de la plante). Boerhavia repens L. (Nyctaginaceae). La décoction est souvent administrée comme purgatif. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Boerhavia repens

2019/03/15