Teny iditra safeli-teny (felika, teny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana frantsay allusion [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 circonlocution [Abinal 1888]
Ohatra 
1tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana [Rajemisa 1985, takila 845]
2Ramahatra, raha namaly kabary an-dRainilaiarivony, alohan'ny safeliteny an-kafetsena lalina nafitsony, dia nanao izay hampientan-kafaliana ny Manjaka sy ny Praiministra ary ny vahoaka: [Rahajarizafy: Kabary, takila 111]

2015/04/18