Teny iditra safidim > safidy (fidy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fahafahan' ny sitrapo maka izay tiany amin' ny zavatra anankiroa eo anoloany na atolotra azy: Manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy ny olombelona
¶ Fifidianana malalaka: Anao ny safidy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   choice. [Richardson 1885]
   freedom of choice [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   liberté de choix [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina