Teny iditra safo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikasihana moramora: Tia safo loha io Rangahy io
¶ Fikosokosohana amin' ny tanana, fanorana
¶ Fanorana ny kibon' ny bevohoka
¶ Fanamarinana sy fijerena ny asa atao [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de passer la main à plat sur quelqu'un ou sur quelque chose, d'aligner, de polir un mur en terre, d'égaliser la surface d'une mesure de riz
¶ figuré: action d'inspecter, d'explorer, de visiter pour surveiller, pour espionner [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/02/01