Teny iditra safo-drazana (safotra, razana)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   lambamena arakotra faty mitandahatra ho solon-dambampamadihana ho azy ireo [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a silk covering used for covering the dead [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   l'étoffe de soie rouge dont on couvre les morts enterrés précédemment, et sur laquelle on place un nouveau défunt [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/28