Teny iditra safofoka (fofoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fandroadroatran' ny rano mianjera amin' ny riam-bato [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy things falling down or getting out of their place, disarrangement [Richardson 1885]
Famaritana frantsay chute [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra safofoka (fofoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Aretin' andoha mahajenjina, mahafanina, ateraky ny fanaviana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay maladie qui rend la tête lourde, qui donne des vertiges [Abinal 1888]
Voambolana 

2014/08/29