Teny iditra safontina (fontina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (jereo sampotina) Fihodinana miverimberina, fiverenan' ny efa lasa ka tonga indray
¶ Fisavorovoroana
¶ Fisafotofotoana, fisaritahan-dresaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de tourbilloner, comme le vent; état de ce qui est embrouillé, entortillé; embrouillamini d'un discours. Comme sampotina [Abinal 1888]
Sampanteny 

2014/08/29