Teny iditra safotofoto (fotofoto)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra toy ny kofehy, mikorontana sy mifangaroharo izaitsizy ka tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny
¶ Toetran' ny rivotra mitambolimbolina manao tampody fohy eo no ho eo [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2011/04/28