Teny iditra safovava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny milaza hafenoana raha mamatra vary, ohatra, ka mifarana amin' ny vava kapoaka ny vary (jer. avo loha, kapavava) [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31