Teny iditra safy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fanampiny, famenony (akanjo). [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   ce qu’on ajoute comme pièce complémentaire, comme une bande d’ étoffe intercalée pour agrandir le bas d’un habit [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   safiny
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny safy ity (1): Ambohimisafy

Teny iditra safy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] sarony, rakotra [Rakotosaona 1972]

2017/10/21