Teny iditra sahabo
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Teny enti-milaza habe na isa, na refy, n [...]
Mitovy hevitra: tokony ~ tokotokony ho [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   about, approximately; cf. tokony; sahabo ho fito (about seven) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   à peu près, environ ; sahabo ho fito (environ sept) [Hallanger 1974]
Ohatra   Foto-paiso ringidringitra no mijoro toa mpiambina sahabo ho indroa mandingana miala amin'ny lalana [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Teny iditra sahabo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   anton-dia, kabary [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/10