Teny iditra sahady
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Enti-milaza fotoana tsy ela, fa haingana [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   already; cf. rahateo [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   déjà; cf. rahateo [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Ny fiainako ho avy sahady no toa diaviko, ka mankararirary ny aiko [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Izaho koa izany mba efa te-haita sahady an'i Bola fofombadiko, hoy izy [Andriamalala: Ranomasina]
3Sahala amin'ny tena efa hiady tokoa sahady ireo tovolahy nantsoina [Andraina: Mitaraina]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/10