Teny iditra sahatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazandrazan' ody mahery famosaviana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay espèce de sortilège ou magie [Abinal 1888]
Famaritana frantsay  [Merina] D'après Malzac « espèce de sortilège ou magie ». [Boiteau 1997]
Voambolana 

Teny iditra sahatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Mitovy amin' ny fampanonona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Comme fampanonona [Abinal 1888]

2019/08/17