Teny iditra sahira
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny frantsay   Affairé, embarrassé, ennuyé, occupé, préoccupé, soucieux, vexé [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila S)]
Ohatra   Sahira ñ' olo fa raha tsy tetiky ndraiky zao lilin-dRondria zao handevy ñ' amboany am-pon' olo. [Rabemolaly: Fary, takila 310]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/15