Teny iditra sahiranina (sahirana)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Omena raharaha, ahiahy: Aza fady fa sahiraniko ianao
¶ Sampontsamponana, sakantsakanana: Tsy sahiranin' inona na inona izy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be annoyed, to be troubled [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on embête, qu'on dérange [Hallanger 1974]
Ny bikany  
sahiranina
sahiraniko
sahiraninao
sahiraniny
sahiranintsika
sahiraninay
sahiraninareo
sahiranin'
sahiranin-
sahiranim-
sahirani-
nosahiranina
nosahiraniko
nosahiraninao
nosahiraniny
nosahiranintsika
nosahiraninay
nosahiraninareo
nosahiranin'
nosahiranin-
nosahiranim-
nosahirani-
hosahiranina
hosahiraniko
hosahiraninao
hosahiraniny
hosahiranintsika
hosahiraninay
hosahiraninareo
hosahiranin'
hosahiranin-
hosahiranim-
hosahirani-
sahirano

Nohavaozina tamin' ny 2011/12/04