Teny iditra sahiratsy
Singan-teny sahy ; ratsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' angady fa mivelatra kokoa ny lelany [1.1]
Ohatra Ary misy olona mihazakazaka manodidina mitana sahiratsy amboarana ny vanja. [1.437]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16