Teny iditra | sahondrandrambony | |
Singan-teny | sahondra ; rambo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny tendron' ny rambon' omby izay volovoloina [1.1] | |
[ sahondran-drambony ] Ny loha rambon' omby ilay be volo iny [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | L'extrémité velue de la queue du boeuf [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02 |