Teny iditra saikatra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Very hevitra, toa misalasala: Saikatra izy, tsy hitany izay hatao, [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy hesitant, undecided [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui hésite; [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra saikatsaikatra
Ohatra "Saikatra aho ny hilaza izao zavatra izao", hoy, hono, izy [Andraina: Mitaraina]

Teny iditra saikatra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] vositra, voavositra: omby saikatra [Rakotosaona 1972]
 Enti-milaza ny omby vositra
¶ Sarindahy [Rajemisa 1985]

2012/06/12