Teny iditra saiky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra na olona ampiasaina ho solon' ny hafa izay toa tiana hotsitsina, na hotsimbinina sao halaky simba: Asiana saikiny ny faladian-kiraro mba tsy ho simba haingana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra fanampy ~ latsy ~ rikarika ~ safy ~ sosona ~ tamby ~ tohana ~ tsikala
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra saiky
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana malagasy Mitovy amin' ny siky [Rajemisa 1985]

Teny iditra saiky
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  saika [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra saika

2013/06/10