Teny iditra sain-dratsy
Singan-teny saina ; ratsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fisainana mankamin' ny zava-tsy mendrika ary toetra maharikoriko; toetra amam-panahy tsy misaina afa-tsy faharatsiana: halatra, fitaka... [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15