Teny iditra saingona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy karazan'ahitra fanao kitay [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 
Ohatra Ny saingona dia karazan' ahitra maranitra sy mandidy. [Randriamiadanarivo: Sikajy]

Teny iditra saingona
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Matavy, mahazo nofo sy mandina
¶ Enti-milaza olona manomboka hanan-karena [Rajemisa 1985]
Ohatra Saingona tsara koa ny omby roa mitarika ny sarety. [Rakotozafy: Ratsimba]

2017/07/02