Teny iditra saingy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Voninahitra, rehareha; fanajana tena, fiheverana ny fahambonian' ny tena. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra saingy
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy Fa: Nanitsy azy ny vato, saingy niondrika izy ka tsy voa
Mitovy hevitra: faingy ~ kango ~ kanjo ~ nefa ~ sangy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy except that, however [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sauf que, cependant [Hallanger 1974]
Mpanahaka  fa ~ kanjo ~ nefa

2012/08/28