Teny iditra saka lava tanana
Singan-teny saka ; lava ; tanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Saka tsy azo itokiana
Enti-milaza ny olona fetsy ary tonga mpangalatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02