Teny iditra | sakamaina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tanimbary ambony toerana ka saro-drano ary tsy azo volena raha tsy tonga ny orana [1.1] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sakamaina io | |
Fivaditsoratra | maka saina, manasaika, sakamaina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |