Teny iditra sakamalaho
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy ginger [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay gingembre [Hallanger 1974, SLP 1986]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra fakamalao ~ sakaitany ~ sakarivo ~ sakaviro
Ohatra Tsena malaza ny vary sy sakamalaho [Callet: Tantara, takila 933]

2014/10/10