Teny iditra sakamalao
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] anamalao [Rakotosaona 1972]
   Zavamaniry masiaka mafanafana ny vodiny, latsadatsaka kely noho ny sakay
Mitovy hevitra: sakaitany ~ sakarivo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   ginger [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   gingembre [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Ohatra  
1Mangahazo, ramirebaka, sakamalao sisa hita tamin' ny fivarotana tao an-tanàna [Andraina: Mitaraina]
2Tantely sy sakamalao atanintanina afo sy ravinkazo tanehina no asolosolo izany indraindray [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Voambolana  
Tsipelina hafa  
Fitovian-keviteny   fakamalao ~ sakaitany ~ sakarivo ~ sakaviro
Teny nalaina  

2014/10/09