Teny iditra sakamasay
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] volana fahavalo amin'ny taona (Aogostra) [Rakotosaona 1975]
  [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jona [Rakotosaona 1975]
  [Bezanozano] volana fahasivy amin'ny taona [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] anaram-bolana fahenina amin'ny taona [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] volana fahavalo amin'ny taona [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31