Teny iditra sakambina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiaraha-mamindra amin' ny olona iray ka ny sandrin-tanana alefa avy any an-damosina eo amin' ny valahana ka samy mamihina toy izany ny vatan' ny an-daniny avy. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23