Teny iditra sakambinina (sakambina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Hodidinina ny sandrin-tanana avy any an-damosina ny valahan' ny olona iarahana
Arovana, tahina: Sakambino izy amin' ny diany, Andriamanitra ô [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sakambinina, sakambiniko, sakambininao, sakambininy, sakambinintsika, sakambininay, sakambininareo, sakambinin', sakambinin-, sakambinim-, sakambini-
Ny lasa : nosakambinina, nosakambiniko, nosakambininao, nosakambininy, nosakambinintsika, nosakambininay, nosakambininareo, nosakambinin', nosakambinin-, nosakambinim-, nosakambini-
Ny hoavy : hosakambinina, hosakambiniko, hosakambininao, hosakambininy, hosakambinintsika, hosakambininay, hosakambininareo, hosakambinin', hosakambinin-, hosakambinim-, hosakambini-
Filaza mandidy : sakambino

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05