Teny iditra sakana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fefy, gadra: Tokony hasiana sakana eto tsy hidiran' ny alika
¶ Sampona, tambana: Ho tonga aho rahampitso raha tsy misy sakana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy something placed crosswise, a barrier [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ce qu'on met de travers, barrière [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra sakana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] tataom-baravarana [Rakotosaona 1972]

2017/04/03