Teny iditra sakan-jaza (sakana, zaza)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy zaza madinidinika efa afa-mitsoriadriaka [Rajemisa 1985]
 zatovo [SLP 1986]
Famaritana frantsay adolescent [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra vanto-jaza

2012/09/14