Teny iditra sakarivo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Alliance par le sang [1.13]
Mpanahaka  fanange ~ fati-dra

Teny iditra sakarivo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] sakamalao [1.78]
  [Tanala] Sakamalao: Sakarivo natao odi-vajañ': sady fañafody hañitrañitra [1.78]
  [Bara, Tambahoaka] [ sakaviro ] sakamalao [1.78]
 Anaran-kafa ilazana ny sakamalao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Ginger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Gingembre [1.3, 1.8, 1.13]
 Comme sakamalao [1.3]
 [ sakarivo, sakaviro ] (de saka : produit de la cueillette ; et rivo : peu profond ; allusion au rhizome qu'on peut arracher sans instrument). On distingue ainsi plusieurs plantes voisines, généralement subspontanées, surtout :
[Bezanozano, Merina, Sihanaka] Zingiber officinale Roscoe (Zingiberaceae)
[Betsileo, Tanosy] Hedychium peregrinum N.E.Br. (Zingiberaceae)
[Betsileo, Merina] Plus récemment appliqué à Hedychium flavescens Carey & Roscoe et Hedychium peregrinum N.E. Br. (Zingiberaceae) [1.196]
Anarana siantifika Hedychium flavescens, Hedychium peregrinum, Zingiber officinale
Ohatra tapahina roa ny sakarivo, dia apetraka ivelan' ilay pakanto, ambonin-tany eo [2.245]
Voambolana 
Tovy hevitra fakamalao ~ sakaitany ~ sakamalao ~ sakamalaho
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27