Teny iditra sakay kely rano (sakay, kely, rano)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy sakay masiaka noho ny hakelin' ny rano naharo taminy
Mitovy hevitra: lozabe ~ olona sarotra ifanarahana [Rajemisa 1985]

2012/07/24