Teny iditra | sakeli-dalana (sakelika, lalana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Lalan-kely mivily amin' ny lalam-be, lalan-kely mamakivaky ny elakela-tsaha sy trano [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A fork in the road, a crossroad [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Branchement de chemin, carrefour [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |