Teny iditra sakelika (helika)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   carrying under the arm [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   action de porter sous le bras [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra sakelika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tsirin-javamaniry miseho amin' ny tahony, na solofon-javamaniry eo ampotony toy ny fomban' ny saonjo na ny akondro: Tandremo sao tapaka ny sakeliky ny foto-bonindraozy
Mitovy hevitra: solofo ~ taroka ~ tsimoka ~ tsiry [Rajemisa 1985]
   tsimoka hazo [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]
Sampanteny  

Teny iditra sakelika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ny rindrin-kazo amin' ny trano kotona. [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra sakelika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Havana akaiky, namana, mpanampy akaiky, fanampiny: Sakelik' andriana [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   proches parents [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra sakelika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   silaka: sakelidrano [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/10