Teny iditra sakobona (kobona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitondrana zavatra afenina anaty lamba fatratra; fandrakofana ao anaty lamba, fanafenana ny tena ao anaty firakotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de couvrir, de cacher sous le lamba, sous le vêtement [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra sakoboka

2013/03/21