Teny iditra sakodiavatra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misalasala tsy mahita izay hatao eo anatrehana toe-javatra manahirana na tonga tampoka
Mitovy hevitra: saikatra ~ sanganehana ~ vaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Hesitant, doubting, perplexed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Perplexe, qui hésite [1.8]
Ohatra Tsapako ho sakodiavatra i Patrice ka tsy namaly ny teniko fa naleony niresaka zavatra hafa. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31