Teny iditra |
sakoitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain' ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa ny sakoitra: ireo avy amin' ny hen' omby ary ireo avy amin' ny henan-kisoa; mety hahatratra valo metatra ny halavan' ny sakoitra ary mety hiteraka aretina amin' ny lalankanina na mamely ny hozatra. [1.1]
|
| Karazan-kankana miaina amin'ny tsinain' olombelona sy ny biby sasany [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | The tenia worm [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ténia [1.54, 1.8]
|
| Ver intestinal, tricocéphale, ténia [1.13]
|
Ohatra | Raha ondry, dia maty ny sakoitra, manehitra tambodiny dia maty;
[2.48]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Mpanahaka |
kankana ~
viky |
|