Teny iditra salaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lamba lavalava nahodidin' ny lehilahy ny valahany taloha dia nasadikany amin' ny elakela-peny hifandray amin' ilay manodidina ny valahana (raha indray mihodina monja izy dia atao hoe salaka tokan' olona). [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a loincloth
¶ a baby's diaper or nappy [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay pagne
¶ lange d'enfant [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra fato
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Kilaoty bory, salaka, no hany fitafiana navela nanaovany. [Andraina: Mitaraina, takila 222]
Teny nalaina 

2013/06/10