Teny iditra salanitra
Sokajin-teny   tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taisaka] Mangina! Aoka hangina! [Rakotosaona 1972]
   Teny nataon' ny olona mpitondra ny tenim-panjakana amin' ny vahoaka mba hangina fa hihaino ny kabary [Rajemisa 1985]
Ny fihaviany   Anglisy: silence.

2013/06/10