Teny iditra salazana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Andrin-tsambo: Mirona miaraka amin' ny sambo ny salazan-tsambo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A mast [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mât de navire [1.3, 1.5]
 Mât [1.8]
Ohatra sedera nalaina tany Libàna, no nataony salazana ho anao. [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra salaza
Kamban-teny 

Teny iditra salazana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Soitrafo na havitra fitonoan-kena
Talantalana eo ambony fatana: Atao eo ambony salazana ny kitay mba ho maina rehefa fahavaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A gridiron for roasting food [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Espèce de grande fourchette en fer, à laquelle on fixe la viande que l’on fait rôtir; gril;
Grillage en bois installé au-dessus du feu, afin d’y faire sécher le riz, les bûches durant la saison humide [1.3]
 Grille pour rôtir [1.8]
 Grande fourchette pour faire rôtir [...] [tohiny 1.5]
Ohatra 
1Apetraka eo ambony salazana avy eo. [2.117]
2Ny efitra voalohany, ao atsimo, no nisy ny fatana fahandroan-kanina izay notataovana salazana. [2.472]
3Eo akaikin' ny salazana, amin' ny rindrina, no nanantonana ny lambanana velarina isaky ny hisakafo. [2.472]
Voambolana 
Sampanteny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/05/08