Teny iditra sale
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Vezo] Action de mettre près du feu pour boucaner, de rôtir, de sécher le poisson à la manière vezo, de suspendre  - > ende, hanto, maike, rada, radorado, raviravy, sampe, tampake, tane [Poirot & Santio: Vezo (takila S)]

Teny iditra sale
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fivarotana, varo-mora [Hallanger 1969]

Teny iditra sale
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   maloto, ngerona, misotisoty, mikesonkesona, voretra, vetaveta [Sims 1969]

Teny iditra salé
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   misy sira, voaisy siry, mangidy sira
¶  manindrona
¶ lafo vidy [Sims 1969]

Teny iditra salé
Sokajin-teny   anarana (lahy)
Famaritana malagasy   henan-kisoa atao ombisira [Sims 1969]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/15