Teny iditra salebolebo (lebolebo (lebo))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisondrotry ny ambavafo ta handoa, loiloy
Mitovy hevitra: salebona [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra lebolebo ~ salembo ~ salembona ~ salemboana

2014/11/09