Teny iditra salotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Akanjo toy ny palitao fa fohy tena sy tsy misy tanana ary tsindriana ny palitao
¶ Enti-milaza fomba fitafy lamba izay apetraka fotsiny eo ambony soroka roa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a vest [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay veste [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra salotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba firandran' ny renin-jaza amin' ny andro amorana ny zanany; randram-bolo ataon' ny reny amin' ny fandidiam-poitra ny zanany [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2012/09/14