Teny iditra salova
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] lamba misarin-kitapo fitafim-behivavy [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [Rakotosaona 1972]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   salovaña

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23