Teny iditra saly
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] tono [Rakotosaona 1972]
   Fametrahana zavatra (hazandrano, ohatra) eo ambonin' ny fatana, hitonoana na hanamainana azy amin' ny alalan' ny setroka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   boucanage, fumage [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   salisaly

Teny iditra saly
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [frantsay châle] Tapa-damba lehibebe, volonondry na lasoa, andrakofan' ny vehivavy ny sorony roa ka mihaona eo anoloana [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: châle.

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09