Teny iditra sama
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Misokatra be, samaka, ary tsy fiteny afa-tsy amin' ny vava tokana ihany: Sama vava [Rajemisa 1985]

Teny iditra sama
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-borona sahala amin' ny vano. (Phoenicopterus antiquarum) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the flamingo [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay le flamant [Hallanger 1974]
Voambolana 
Anarana siantifika Phoenicopterus antiquarum
Ohatra ary ny ibisa sy ny sama ary ny voltora madinika [Baiboly: 3:011:018/Levitikosy 11:18..]
Lahatsoratra 

Teny iditra Sama
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
 Sama [Baiboly]
Famaritana anglisy Shammah [Baiboly]
Famaritana frantsay Shamma [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Sammà

Teny iditra Sama
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Shammah [Baiboly]
Famaritana frantsay Shamma [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Sammà
Teny nalaina 

2017/06/29