Teny iditra samaka
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy Tataka ka misaraka roa: Samaka ilay hazo nifandroritan' ny ankizy. [Rajemisa 1985]
 velatra mirantsana [SLP 1986]
Famaritana frantsay disjoint, séparé, comme les branches d'un arbre, détaché, écarté, fendu en deux, qui bâille, qui fait fourche [Abinal 1888]
Famaritana frantsay palmé [SLP 1986]
Sampanteny 

Teny iditra samaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay écart [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra fihatahana

2013/09/24